1 |
[Ny teny navalin'i Joba] Dia namaly Joba ka nanao hoe: |
2 |
Mbola atao ho fikomianao ihany ny fitarainako; Ny tanana mamely ahy dia mitambesatra amin'ny fisentoako.[Na: mangidy] |
3 |
Enga anie ka ho fantatro izay hahitako Azy ka ho tonga any amin'ny fitoerany aza! |
4 |
Dia handahatra ny teniko eo anatrehany aho. Ka hofenoiko ny teny alahatro ny vavako; |
5 |
Ary hahalala izay teny havaliny ahy aho sy hamantatra izay holazainy amiko. |
6 |
Hery lehibe va no handaharany teny amiko? Tsia, fa Izy indrindra no hihaino ahy |
7 |
Fa amin'izany dia olona marina no ho nifandahatra taminy; Ka dia ho nanan-drariny mihitsy aho tamin'ny Mpitsara ahy. |
8 |
Indro, miantsinanana aho, fa tsy any Izy; Ary miankandrefana aho, fa tsy hitako Izy; |
9 |
Mianavaratra amin'izay iasany aho, fa tsy tazako Izy; Mivily any atsimo Izy, ka tsy hitako. |
10 |
Fa mahalala ny lalana falehako Izy; Raha hizahany toetra aho, dia hivoaka tahaka ny volamena. |
11 |
Ny tongotro nifikitra tamin'ny lalany; Eny, ny lalany no nizorako tsara, ka tsy nivily aho. |
12 |
Ny didin'ny molony tsy mba nialako; Ny tenin'ny vavany noraketiko mihoatra noho ny faniriako.[Na: anjara-haniko] |
13 |
Nefa tsy miova saina Izy, iza no mahasakana Azy? Fa na inona na inona irin'ny fanahiny dia ataony. |
14 |
Eny, manatanteraka izay voatendry ho ahy Izy; Ary zavatra maro toy izany no ao aminy; |
15 |
Roa Izany no mampangovitra ahy eo anatrehany; Raha misaintsaina izany aho, dia matahotra Azy. |
16 |
Fa Andriamanitra no mandrerakany foko, ary ny Tsitoha no mampangovitra ahy;Fa tsy ny fahamaizinana no maharesy ahy, na ny maizim-pito izay manarona ny tavako.[Na: Satria tsy nalaina aho, dieny tsy mbola avy ny maizina, Ary tsy nanafina ny maizim-pito amin'ny tavako Izy] |
17 |
Fa tsy ny fahamaizinana no maharesy ahy, na ny maizim-pito izay manarona ny tavako.[Na: Satria tsy nalaina aho, dieny tsy mbola avy ny maizina, Ary tsy nanafina ny maizim-pito amin'ny tavako Izy]
|
Malagasy Bible 1865 |
Public Domain: 1865 |
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
Joba 23:1 |
Joba 23:2 |
Joba 23:3 |
Joba 23:4 |
Joba 23:5 |
Joba 23:6 |
Joba 23:7 |
Joba 23:8 |
Joba 23:9 |
Joba 23:10 |
Joba 23:11 |
Joba 23:12 |
Joba 23:13 |
Joba 23:14 |
Joba 23:15 |
Joba 23:16 |
Joba 23:17 |
|
|
|
|
|
|
Joba 1 / Joba 1 |
Joba 2 / Joba 2 |
Joba 3 / Joba 3 |
Joba 4 / Joba 4 |
Joba 5 / Joba 5 |
Joba 6 / Joba 6 |
Joba 7 / Joba 7 |
Joba 8 / Joba 8 |
Joba 9 / Joba 9 |
Joba 10 / Joba 10 |
Joba 11 / Joba 11 |
Joba 12 / Joba 12 |
Joba 13 / Joba 13 |
Joba 14 / Joba 14 |
Joba 15 / Joba 15 |
Joba 16 / Joba 16 |
Joba 17 / Joba 17 |
Joba 18 / Joba 18 |
Joba 19 / Joba 19 |
Joba 20 / Joba 20 |
Joba 21 / Joba 21 |
Joba 22 / Joba 22 |
Joba 23 / Joba 23 |
Joba 24 / Joba 24 |
Joba 25 / Joba 25 |
Joba 26 / Joba 26 |
Joba 27 / Joba 27 |
Joba 28 / Joba 28 |
Joba 29 / Joba 29 |
Joba 30 / Joba 30 |
Joba 31 / Joba 31 |
Joba 32 / Joba 32 |
Joba 33 / Joba 33 |
Joba 34 / Joba 34 |
Joba 35 / Joba 35 |
Joba 36 / Joba 36 |
Joba 37 / Joba 37 |
Joba 38 / Joba 38 |
Joba 39 / Joba 39 |
Joba 40 / Joba 40 |
Joba 41 / Joba 41 |
Joba 42 / Joba 42 |