1 |
[Ny amin'ny taranak'i Benjamina sy ny firazanan'i Saoly] Ary Benjamina niteraka an'i Bela, lahimatoa, sy Asbela, lahiaivo, sy Ahara, fahatelo, |
2 |
sy Noha, fahefatra, ary Rafa, faralahy. |
3 |
Ary ny zanakalahin'i Bela dia Adara sy Gera sy Abihoda |
4 |
sy Abisoa sy Namana sy Ahoa |
5 |
sy Gera sy Sefofana ary Horama. |
6 |
Ary izao no zanakalahin'i Ehoda (izao no lohan'ny fianakavian'ny mponina any Geba; ary nitondra azy ho babo tany Manahata, |
7 |
Namana sy Ahia ary Gera; izy no nitondra azy ho babo), niteraka an'i Oza sy Ahihoda izy. |
8 |
Ary Saharaima niteraka tao amin'ny tany Moaba taorian'ny nisaorany an'i Hosima sy Bara vadiny. |
9 |
Ary Hodesy vadiny no niterahany an'i Jobaba sy Ziba sy Mesa sy Malkama |
10 |
sy Jeoza sy Sakia ary Mirma. Ireo no zananilahy, samy lohan'ny fianakaviany avy. |
11 |
Ary Hosima no niterahany an'i Abitoba sy Elpala. |
12 |
Ary ny zanakalahin'i Elpala dia Ebera sy Misama ary Samera, izay nanorina an'i Ono sy Loda sy ny zana-bohiny; |
13 |
Beria koa sy Sema, izay lohan'ny fianakavian'ny mponina ao Aialona sady nandroaka ny mponina tao Gata; |
14 |
ary Ahio sy Sasaka sy Jeremota |
15 |
sy Zebadia sy Arada sy Adera |
16 |
sy Mikaela sy Jispa sy Joha (zanakalahin'i Beria ireo), |
17 |
ary Zebadia sy Mesolama sy Hizky sy Hebera |
18 |
sy Jismeray sy Jizlia sy Jobaba (zanakalahin'i Elpala ireo), |
19 |
ary Jakima sy Zikry sy Zabdy |
20 |
sy Elienay sy Ziletahy sy Eliala |
21 |
sy Adaia sy Beraia sy Simrata (zanakalahin'i Simey ireo), |
22 |
ary Jispana sy Hebera sy Eliala |
23 |
sy Abdona sy Zikry sy Hanana |
24 |
sy Hanania sy Elama sy Antotia |
25 |
sy Jifdia sy Penoela (zanakalahin'i Sasaka ireo), |
26 |
ary Samseray sy Seharia sy Atalia |
27 |
sy Jaresia sy Elia sy Zitry (zanakalahin'i Jerohama ireo). |
28 |
Ireo no lohan'ny fianakaviany araka ny firazanany, dia samy loholona. Ireo no nonina tany Jerosalema. |
29 |
Ary tao Gibeona no nonenan'ny razamben'ny an'i Gibeona, ary ny anaran'ny vadiny dia Imaka, |
30 |
ary Abdona no lahimatoany, dia Zora, dia Kisy, dia Bala, dia Nadaba, |
31 |
dia Gedora, dia Ahio, dia Zakera. |
32 |
Ary Miklota niteraka an'i Simea. Ireo koa dia niara-nonina tamin'ny rahalahiny tany Jerosalema nifanandrify fonenana taminy. |
33 |
Ary Nera niteraka an'i Kisy; ary Kisy niteraka an'i Saoly; ary Saoly niteraka an'i Jonatana sy Malkisoa sy Abinadaba ary Esbala. |
34 |
Ary ny zanakalahin'i Jonatana dia Meribala; ary Meribala niteraka an'i Mika. |
35 |
Ary ny zanakalahin'i Mika dia Pitona sy Maleka sy Tarea ary Ahaza. |
36 |
Ary Ahaza niteraka an'i Joada; ary Joada niteraka an'i Alemeta sy Azmaveta ary Zimry; ary Zimry niteraka an'i Moza; |
37 |
ary Moza niteraka an'i Binea; Rafa no zanakalahin'i Binea, Elasa no zanakalahin'i Rafa, Azela no zanakalahin'i Elasa |
38 |
Ary Azela nanana zanaka enina mirahalahy, ka izao no anarany: Azrikama sy Bokero sy Isimaela sy Searia sy Obadia ary Hanana. Ireo rehetra ireo no zanakalahin'i Azela. |
39 |
Ary ny zanakalahin'i Eseka rahalahiny dia Olama, lahimatoa, sy Jeosy, lahiaivo, ary Elifeleta, faralahy.Ary ny zanakalahin'i Olama dia lehilahy mahery sady mpandefa zana-tsipìka, ary nanana zanakalahy sy zafy maro izy, dia dimam-polo amby zato. Ireo rehetra ireo no taranak'i Benjamina. |
40 |
Ary ny zanakalahin'i Olama dia lehilahy mahery sady mpandefa zana-tsipìka, ary nanana zanakalahy sy zafy maro izy, dia dimam-polo amby zato. Ireo rehetra ireo no taranak'i Benjamina.
|
Malagasy Bible 1865 |
Public Domain: 1865 |
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
1 Tantara 8:1 |
1 Tantara 8:2 |
1 Tantara 8:3 |
1 Tantara 8:4 |
1 Tantara 8:5 |
1 Tantara 8:6 |
1 Tantara 8:7 |
1 Tantara 8:8 |
1 Tantara 8:9 |
1 Tantara 8:10 |
1 Tantara 8:11 |
1 Tantara 8:12 |
1 Tantara 8:13 |
1 Tantara 8:14 |
1 Tantara 8:15 |
1 Tantara 8:16 |
1 Tantara 8:17 |
1 Tantara 8:18 |
1 Tantara 8:19 |
1 Tantara 8:20 |
1 Tantara 8:21 |
1 Tantara 8:22 |
1 Tantara 8:23 |
1 Tantara 8:24 |
1 Tantara 8:25 |
1 Tantara 8:26 |
1 Tantara 8:27 |
1 Tantara 8:28 |
1 Tantara 8:29 |
1 Tantara 8:30 |
1 Tantara 8:31 |
1 Tantara 8:32 |
1 Tantara 8:33 |
1 Tantara 8:34 |
1 Tantara 8:35 |
1 Tantara 8:36 |
1 Tantara 8:37 |
1 Tantara 8:38 |
1 Tantara 8:39 |
1 Tantara 8:40 |
|
|
|
|
|
|
1 Tantara 1 / 1Ta 1 |
1 Tantara 2 / 1Ta 2 |
1 Tantara 3 / 1Ta 3 |
1 Tantara 4 / 1Ta 4 |
1 Tantara 5 / 1Ta 5 |
1 Tantara 6 / 1Ta 6 |
1 Tantara 7 / 1Ta 7 |
1 Tantara 8 / 1Ta 8 |
1 Tantara 9 / 1Ta 9 |
1 Tantara 10 / 1Ta 10 |
1 Tantara 11 / 1Ta 11 |
1 Tantara 12 / 1Ta 12 |
1 Tantara 13 / 1Ta 13 |
1 Tantara 14 / 1Ta 14 |
1 Tantara 15 / 1Ta 15 |
1 Tantara 16 / 1Ta 16 |
1 Tantara 17 / 1Ta 17 |
1 Tantara 18 / 1Ta 18 |
1 Tantara 19 / 1Ta 19 |
1 Tantara 20 / 1Ta 20 |
1 Tantara 21 / 1Ta 21 |
1 Tantara 22 / 1Ta 22 |
1 Tantara 23 / 1Ta 23 |
1 Tantara 24 / 1Ta 24 |
1 Tantara 25 / 1Ta 25 |
1 Tantara 26 / 1Ta 26 |
1 Tantara 27 / 1Ta 27 |
1 Tantara 28 / 1Ta 28 |
1 Tantara 29 / 1Ta 29 |