4 |
Fa misy olona sasany efa niditra misokosoko, izay voasoratra fahiny ho amin'izany fahamelohana izany, dia olona ratsy fanahy izay mamadika ny fahasoavan'Andriamanitsika ho fijejojejoana sady nandà ny Andrian-tokana, dia Jesosy Kristy Tompontsika. [ Na: mandà ny Andrian-tokana sy Jesosy Kristy Tompontsika] |
Malagasy Bible 1865 |
|