1 |
[Ny amin'ny taom-panafahana] Ary isam-pito taona dia manaova fanafahana ianao. |
2 |
Ary izao no ho fomban'ny fanafahana: Ny tompon-trosa rehetra izay nampanàna vola tamin'ny namany dia hamoy izany; tsy hanery ny namany izay rahalahiny handoa izy, satria efa voantso ny fanafahan'i Jehovah. |
3 |
Ny olona hafa firenena ihany no azonao terena handoa; fa izay anao amin'ny rahalahinao kosa dia hafoinao; |
Malagasy Bible 1865 |
|