1 |
[Fiderana an'Andriamanitra lehibe, Izay manandratra ny malahelo] Haleloia. Miderà, ianareo mpanompon'i Jehovah, Miderà ny anaran'i Jehovah. |
2 |
Isaorana anie ny anaran'i Jehovah Hatramin'izao ka ho mandrakizay. |
3 |
Hatramin'ny fiposahan'ny masoandro ka hatramin'ny filentehany No hoderaina anie ny anaran'i Jehovah. |
Malagasy Bible 1865 |
|